Sarotra (ranaivoharijaona rado liantsoa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Sarotra hitsinaNy lala-manitsy
Fa be fiviliana
Satra ambara
Ny teny natao
Hitondram-pahoriana
K'aleoko mijanona
Sady mangiana
--------
Lien:
Catégorie :
fananarana - vazivazy
Fans:
Arimalala
Commentaires
fiaritiana
(
21/11/2005 15:06)
Sarotra angamba no tianao tenenina tamin io andininy fah -2 io e sa izao mihitsy?