EMBONA (RFE Andria)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
EMBONA

Omaly takariva
Niloko hafahafa
Iny vodilanitra iny
Naneno toa antsiva
Ny faniriako hitafa
Toy ny fahiny
...
Toy ny tetsy ianao
Izaho toy ny teroa
Isika nifanoroka
Tsaroako hatrizao
Ny firaisam-po
Ampoka sy doroka
...
Arivelo Naivo - 10/11/2016
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1285 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : RFE Andria
Nampiditra : arofanina
Daty : 04/05/2017 12:38
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117