Ampidiro aloha ny tenimiafina
SOA FA TEO IANAO... (RFE Andria)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SOA FA TEO IANAO…Ranomasina manonja
Na dia ora vitsy monja
Ranomasina manjepy
Onja mampirepirepy
…
Soa ianao fa teo anilako
Nanitsy ny fijery vilako
Nampibanjina ahy hatrany
Hifantoka amin’ny hatsaràny
RFE Andria – 04/10/2014
--------
Lien:
Catégorie :
Tontolo iainana
