TOA TSY HAIKO ATAO (RFE Andria)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TOA TSY HAIKO ATAOToa tsy haiko atao
Ity tadiavinao
K’aleoko dia mangina
Mitsinjo ny aoriana
F’izaho koa mba tia
Tsy sangy, tena tia!
Tsy azoko atao
Ny handrafy anao
Fa ny faniriana
Iraisana ry tiana
Ka antsoy aho hoe “malala”
F’aza misalasala
RFE Andria – 02/08/14
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana