Ampidiro aloha ny tenimiafina
VAVAKA (1) (RFE Andria)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ray o! Apetrako eo Aminao ny hoavinay tontoloNy fitsimbinanao, tsy misy mahasolo
Misaotra Ray noho ireo fiarovan-tamin-doza
Dia ireo loza izay nisesy nikirozaroza...
RFE Andria - 04/04/2017
--------
Rohy:
Sokajy :
Vavaka
