Tsy ahasakan'ahy (Rina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na orana mikija
na rivotra mifofo
na hatsika mamely
tsy hampihotson'ahy velively
tsy ahasakana ny dia
indrindra rehefa tia
ny ahita anao no masak'ao an-tsaina
tsy misy zoto ts'isy laina
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
1147 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137