Tia anao aho (RNofy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tia anao ahoTena sitrako sy mamiko ary tena faniriako
Tantananao ny tanako r'ilay tena olon-tiako
Manomboka izao ka hatreny ambony alitara
Anokafanao koa ilay voaly fotsy tena tsara
Ho anao irery ihany ity foko ry malala
N'iza n'iza te handrava ny fitiavako tsy miala
Fa tokam-po toy ny siny ka ny rano ihany
Ianao ilay nofinidy tena tokana aman-tany
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana