Tsy sakana (Skalove)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy natao vato manankana ny lalan-kizoranaNy sotasotan'ny hafa, hetraketraky ny fiainana
Tsy ny maso mena na ny biby fatahorana
No mampiasa loha hanimba ny fisainana
Fa ny herim-po hanananao ihany
No hoento handresena izany rehetra izany
--------
Lien: