jangajanga an-kira (Zo-Maminirina)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
jangajanga an-kiramiondana ny sariny!
sarina mpihira
ka ny fo no triariny
handoaka haba-manga!
ô!diso lalana e
'ty nofinofy adalany!
fa efa sasa-miandry izay
ilay olona malalany!
tsy hitany tanofy!
Zo-Maminirina
28/04/2010
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo - Fahatsiarovana - embona - Alahelo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
Commentaires
zonia
(
14/03/2012 15:54)
Slt RaZo
Tsy zaho no mijangajanga fa ny nofiko. Sarotra ihany ny mananatra azy io, kanefa akory atao. Isika angamba mba efa samy tahaka izany avy.
Lalina ny fanakarakareo ilay hevitra.
OK Vloma
Tsy zaho no mijangajanga fa ny nofiko. Sarotra ihany ny mananatra azy io, kanefa akory atao. Isika angamba mba efa samy tahaka izany avy.
Lalina ny fanakarakareo ilay hevitra.
OK Vloma
Zoom140268
(
14/03/2012 16:14)
Hahahaha