Manina (TSY RENDRIKA Spica)

Lu par antsahoneywinner
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Manina olon-tsy manina,
Ny mba manina anefa efa manana.
No sady koa tsy mahamanina,

Haniko ihany ny hanina,
Fa izy mihaminkamina,
Sonenina sady milamina,

Ny eny an-kafa no tazatazaniny,

Dia ny fihetsem-po no toranina e,
Ianarana ilay mody fanina.
Ilay potika be koa ajanona,

Dia aleoko miandry an’Ianona…
--------
Lien:
378 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117