Manina (TSY RENDRIKA Spica)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Manina olon-tsy manina,Ny mba manina anefa efa manana.
No sady koa tsy mahamanina,
Haniko ihany ny hanina,
Fa izy mihaminkamina,
Sonenina sady milamina,
Ny eny an-kafa no tazatazaniny,
Dia ny fihetsem-po no toranina e,
Ianarana ilay mody fanina.
Ilay potika be koa ajanona,
Dia aleoko miandry an’Ianona…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : TSY RENDRIKA SpicaNampiditra : antsahoneywinner
Daty : 15/05/2025 17:31
