... (Zavona Rakoto (AQUARIUS))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LAZAO AZY FA...
Tsy nirombaka izy fa nisy an-teny miera vao afaka nandray.
Dia nisy tselak'afo handoro ny efa mainany vao nisy hafanana nanemboka ny fo
Fa azy ny safidy ka aoka izy ihany no hitondra faladia
Aleo izay safidiny,no mba hanefeny ny teny hoe doria



Zavona Rakoto 03 Novambra 2023
--------
Rohy:
11 1
Mpakafy: ZavonaRakoto
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3221