HO HASAMBARANY (Zay LAFATRA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Vao niandoha dia ho tapitra,
ilay fitia en-timiaina,
fitia tsara rafitra,
toa tsy haiko nozakaina.

fa ny safidy moa anao,
amin'izao fiainana mandalo,
izao fiainako izao,
mafy loatra mampimalo.

fa ny anao no andé ekena,
mba tsy hapisy fisarahana,
tsy hapisy vitiavan-tena,
halaviroko ny fasana.

Vy nilentika amin'ny aiko,
ilay tiako ho hasambarany,
zary simba hatramin'ny saiko,
fa tsy mba nisy nisasarany.

Fa ny jaliko rehetra nosoloiko ho hasambarany.
15/02/2020
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy - Fitiavana
166 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014