Izay tsy tia adala (zazah)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Olon-diaizay tsy tia.
Olona adala
izay tsy mahalala
fa tena tsara
ny manana malala.
Tsy misy eto an-tany
zavatra mamy
sady tena fy
noho ny fitia.
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana