Nampiditra : nagaoka
Daty : 24/02/2017 17:37
Nijery : 5310
Tononkalo: 54 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Zay LAFATRA

mpanoratra Tononkalo izy no sady makafy asasoratra maro ihany koa amin'ny teny malagasy!Izy dia mitondra ny solonanarana Zay LAFATRA.

Tsy poeta aho

Tsy poeta aho akory,
Fa nasesiky ny zava-misy,
Tao anaty aizim-pito!
Tsy nisy hazavana mihitsy.'

Tsy poeta aho akory,
Fa tia mandahatra teny.
Rediredy anaty rima,
No hitanao ombieny.

Zay LAFATRA
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/zay-lafatra
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0158