Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny Tononkirako (Fidy Art Niaina)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny ankizy milalaoEto antokotany
Ahatsiarovako anao
Lasa any lavitra any
'Zaho tsy mahita atao
Variana mitomany
ianao tsy ahitam-baovao
izaho tsy afaka hanontany
Ny tanana mankalao
Nilaozako ny akany
Veloma Antanambao
F'izaho andeha ho any
--------
Rohy:
Sokajy :
Fahatsiarovana - Fitiavana
Mpakafy:
Vanintso
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Fidy Art NiainaNampiditra : Fidy Art Niaina
Daty : 29/11/2019 09:14
