Ny fiainana I-1 (NY FANAMBY Nomenjanahary)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tohiny,
-sahabo tokony t@ 11h,
kalo a! Ndao aky hody! Hoy ilay namany dondona té hamatatra ny tantarany,
- indry ku!! Hoy i kalo niangola namaly tao anaty filomanosana,toa tsy tsaroany akory fa izy dia ory,
Ndao ary! Hoy kalo namaly..toa maivana ah zany ry meva sa ve nandao kely ah lay "sedra"
-kalo a! Tsara zany,aza tohizana tsony fandrao mitomany..ndao amizay hiverina fa miandry antsika lay toerana.
-Eny aky meva! Mahatsiaro noana ah zany nefa inona no hatokona any?
-kalo a! Aza mandefa fisainana fa zany no fiainana! ndao aloha mody fandrao tsy tafody.
-> Lasa izy roa vavy,nifampitantana tss otrizany toa nahatsiaro sambatra ihany.
-Faly i meva satri mahita an'i kalo velom-panantenana na de ao anaty fahantrana.
Tiko i kalo! .Izy no namako ao ampiasana,nandray azy ah tsy nisalasala
Eny mahaliana ah ny toetrany ka ninona esoeso de tsiky ihany no setriny.
-OADRAY? Nahoana ianao no mandinika ah hoy kalo! Etsy ho finiko angamba tsy ho tsiniko.

-> sahabo tokony t@ 12:30 eo zay vao tonga ao atra
--------
Rohy:
553 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : NY FANAMBY Nomenjanahary
Nampiditra : Ilay FANAMBY
Daty : 02/10/2022 08:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0136