Ny rariny,hitsiny ary marina ankehitriny(citation) (Ilay FANAMBY)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANKEHITRINY: “Ny rariny sy hitsiny dia izay sitraky ny fony, ary ny marina dia izay eken’ny sainy”
“Ny vola no tompon’ny rariny, ny olom-bitsy no manana ny hitsiny ary ny be voninahitra no tompon’ny fahamarinana”
“Raha te hanana ny marina dia katsaho aloha ny harena sy voninahitra”
(Ilay fanamby, ny rariny sy hitsiny ary ny marina ankehitriny,juillet 2022)
--------
Rohy:
