TANINDRAZAKO IANAO (Noëlson L. ANDRIANIAINA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tanindrazako ianaoRy Madagasikara soa
Tsy haiko ny handao
Fa nahitako ny soa
.
Tanindrazako ianao
Satria hoe Madagasikara
Tanindrazako ka hatramin'izao
Ilay nosy gasikara
.
Tanindrazako foana ianao
Ka tsy avelako ho very
Ny mombamombanao
Na ny fomba amam_piteny
.
Tanindrazako malala
Ry nosy mamiko indrindra
Na maro ny mpankahala
Fa ianao tsy ho voafindra
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavan_tanindrazana - Tanindrazana
Mpakafy:
Noelson ANDRIANIAINA - delmote
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Noëlson L. ANDRIANIAINANampiditra : Noelson ANDRIANIAINA
Daty : 15/06/2016 10:49