Any ho any (Ny ToKy ( NTK ))
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Any ho any misy olona iray tsy manadinoMahatsiaro na dia tsy niara-dalana aza
Any ho any ,manantena sady mino
Samy efa nahazo izay silany ho sahaza
Any ho any, olona iray maniry foana fatratra
Ny ahitanao ny soa, mba iainanao ny lafatra
Any ho any . . .
Olona iray . . . fantaro
NTK 2012 MARS
--------
Rohy:
Sokajy :
Ny ToKy ( NTK ) - tsara - tantara - Hambom-po - manokana - Fifaliana - Namana - Fampaherezana - fanantenana - Eritreritra mandalo
Mpakafy:
ntk
Hevitra mandeha
ntk
(
15/03/2012 05:17)
Dia mba mametraha hevitra ry namana isany ô, hi²²
carinamihary
(
26/03/2012 06:28)
any hoany aiza e!