I ZY 5 D I M Y V A V Y (RAKOTOMALALA Mandimbison Fenoantra)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tena tiako ianao MALALA Nefa etsy andanin'izany i SARINDRA tsy mety Ny ao am _poko tsy mba hisy mpahalala
Fa tsy hoadiniko ianao VIOLETY
Dia hiarahako ary i MAHAFALY
Ataoko aiza anefa i SUSSANE
Vao tsy mahita azy 5vavy izaho mijaly
Tsy mahateli _kanina
Dia raha aminao! manao ahoana ny tantarako?
Ny lasa sy izay mety ho avy
Hangatahako ianao Andriamanitra mba zarao 5re ny vatako
Amizay hanana iray avy izy 5vavy
Amizay fotoana izay hofoana ny adiady sy disadisa
Fa hiova fiainana hafa indrindra
Ny vehivavy niaraka tamiko ve? maro tsy voatanisa
Ary anisan'izany ianao ry SARINDRA
11 Fevrier 2013
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
fenobe3
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : RAKOTOMALALA Mandimbison FenoantraNampiditra : fenobe3
Daty : 25/11/2016 17:54