Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIONONA (RFE Andria)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MIONONA Mionona re ry foko
Atsaharo ny toloko
Aza dia tomanitany
Fa tsy anjara iny izany
Any an-kafa indray mijery
Sao mbola any fa miery
Ilay silaka voasary
Ilay mamy tsy fanary
Arivelo Naivo - 06/07/2017
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
rafaharilanto
