Ampidiro aloha ny tenimiafina
TS'ISY ANAO (RFE Andria)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TS'ISY ANAOMangentana sy maina
Toa tany karankaina
Ny foko ts'isy anao.
Haolo sady lao
Maniry oram-baratra
Fitia hita taratra
Fitia feno fatra
Fitia mivatravatra...
Arivelo Naivo
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
