Ampidiro aloha ny tenimiafina
LASA NAMAKO (Zay LAFATRA)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy tena misy ny olona tia fa tsy tiana,nitandremako ny tsy ho fahavalo,
Tononkalo malahelo mingadom-pahoriana,
no indro mba ho naman'ity fiainako mandalo.
Ilay tiako notiavoko tao anaty taona maro,
dia indro fa ho namako.
ilay fitia izay nigohako tsy nifangaroharo,
dia lasa tena mamiko,namako malalako.
15/02/2020
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy - Fitiavana
