NY BANDY REHEFA TIA (Zay LAFATRA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny bandy rehefa tia...!
Dia vonona hapaka-bady andry!
Ary ny fanakanana azy amin'izany dia ho laviny!
Fa ny haka vady anao no hany ho tadiaviny,
Sy hany ho ilainy sy hokatsakatsahiny,
Tsy maintsy vadiny ianao izay no ao antsainy.

Ny bandy rehefa tia...!
Dia vonona lalan-dava,
ny hanome fahasambarana,
na teny mamy indraim-bava,
hapaharitra fitiavana.
izay ny bandy rehefa tia

06 déc 2017
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
485 1
Mpakafy: RHTL
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Zay LAFATRA
Nampiditra : Nagaoka
Daty : 11/01/2023 18:11
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141