Nampiditra : ANDRINIAINA1
Daty : 10/01/2011 11:34
Nijery : 4911
Tononkalo: 69 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

ANDRINIAINA1

Lehilahy kristianina, teraka 01 Mai tany Fianarantsoa,mbola mpitovo(tsy manambady), malagasy ray sy reny, lehibe tany Fianarantsoa. Technicien de maintenance, nianatra tao amin'ny college Saint François Xavier Fianarantsoa.

Ny fialamboly: ny mitsangatsangana, mihaino sy mihirahira, mikalokalo, mitendry(guitare),
Zavatra tiana: asa soratra: tononkalo, tantara...!mijery: tantara amin'ny fahita lavitra, fanadihadiana,sary miaina, vaovao...! Tia mifandray aman'olona ary mitovy avokoa ny fitondrana azy rehetra n'inona toetrany, fiaviany, fomba fijeriny na fiheviny. Tia mifanakalo hevitra sy manampy ny hafa.

Zavatra tsy tiana: ny fiatsaram-belatsihy sy ny fanararaotana ny hafa amin'ny ratsy n'inoninona antony! tsy mankasitraka ny fanavakavahana ihany koa n'inoninona antony.

"Tsy misy manana ny ampy, fa sambatra izay mifanampy!"
"Ny soa atao mampilamin-tsaina, fa ny ratsy atao: mampitebiteby ny vokany!"
"Tout est possible à celui qui croit! Rien n'est impossible avec Dieu!"

ireo no philosophie-n'ny mpanoratra. ANDRINIAINA1
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/andriniaina1
Hevitra farany
ragasyh ( 22/11/2014 09:28)
Tsara be ilay filôzofian' ny mpanoratra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119