Bana Rahalahy
Mpamoron-kira, mpitendry kabosy sy valiha ao amin'ny tarika Hanta
Hevitra mandeha
Oully (14/11/2005 10:28:38)
Mahafinaritra ra-Bana a! Hay ve ianao ka ato eh???
Manantalenta io Bana Rahalahy io ho an'izay tsy mbola mahalala, raha mila fanazavana manokana ny aminy dia aza misalasala manoratra;;; :)