Mpivavaka - Bana Rahalahy
Azo vakiana?
Mpivavaka
Miseho azy ho mpivavaka
Miseho azy ho tena zavatra,
Dia mitsara sy manavaka ...
Ny resaka tsy lavabe :
Any an-kafa aloha mandeha
Fa ny aty tsy hifanaraka
Tsy mitovy ny filamatra ...
B.R. 21 Aprily 2005
Hevitra mandeha
jentilisa (29/04/2005 10:55:10)
JMR (29/04/2005 11:29:18)
Ohatra fotsiny : aoka hanaja ny safidin'ny vitsy an'isa, na mpivavaka izy ireo na jentilisa ... Ary ireo vakomanitra maha-gasy antsika izay zary atao valalan'alika ...
JMR (29/04/2005 11:30:35)
Ohatra fotsiny : aoka hanaja ny safidin'ny vitsy an'isa, na mpivavaka izy ireo na jentilisa ... Ary ireo vakomanitra maha-gasy antsika izay zary atao valalan'alika ...
jentilisa (06/09/2005 07:58:23)
Marina tokoa fa misy ny milaza azy ho mpivavaka no manao ireo fihetsika ireo. Izay fireherehena izay anefa no tena tsy mety amin'izay milaza azy ho mpivavaka.
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : Bana Rahalahy

Nampiditra : JMR
Daty : 28/04/2005
Mpamangy : 1352
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Angano ... Arira ...Ny marina?
Manoratra
Vazo mora (mal)azo loatra
MPANOLANA ZAZA
Izaho valiha ianao ... niovaova
«Olona izy fa tsy alika vavy»