You are here: home > Vetso

Miolapandry

Anarana sy fanampiny :                                                                 RAMAROSON Fetraniaiana
Solon'anarana eo amin'ny tontolon' ny soratra :                                MIOLAPANDRY
Solon'anarana ao amin'ny FACEBOOK :                                             AINA MIOLAMPANDRY
Anarana fiantso :                                                                          AINA
Ny lalana nodiavina teo amin'ny sehatry ny kanto sy ny fikambanana samihafa:

Mpikabary sy mpanentana an-danonana ary mpampianatra kabary. Mpikamban' ny Birao mpanorina sy mpanangana ny fikambanan' ny mpikabary katolika eto Madagasikara. Mpikambana tao anatin' ny Fikambanan' ny mpikabary eto Madagasikara ( FIMPIMA ). Isan' ny mpanorina ny FIZAMI ( Fikambanan'ny Zanakantitra mikabary ). Mpikamban'ny MPIZAKA ( Mpiangaly zava-kanto ) ao anatin' ny Sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy ( STELARIM ) eny anivon' ny Oniversiten' Antananarivo. Sakaizan' ny FARIBOLANA SANDRATRA.

Hametraka hevitra

Midira aloha