You are here: home > Vetso

TENDRY - ANDRIANAIVO PAUL

Azo vakiana?

     TENDRY

Topimaso voafantin' ny sento angamba,
Ilay namitaka ahy nanjary ho jamba,
Volahatrin'ny natiora hitambatra,
Hiaina ilay fitia tonga ho sambatra.
   Fitia napombain'ny tsiky sy hafaliana,
   Tonga fahiranon' ny fitia mahaliana,
   Heverina ho fitia laha-Zanahary,
   Tsy hisaraka ho lavitrin' ny mosary.


Ambatondrazaka.
22/02/2013

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha