You are here: home > Vetso

Fantatro fa mbola misy ho - ANDRIANAIVO PAUL

Azo vakiana?

Fantatro fa mbola misy ho any,
Misento anatin' ny tomany,
Mizaka mangina ny fahoriana,
Apombain'ny tsiaro ao am-pandriana.

Sokajy : ahy, fananarana, Fety

Hevitra mandeha

andrinaivopaul2016 (07/01/2017 18:05:22)

indrisy!

Hametraka hevitra

Midira aloha