You are here: home > Vetso

MBA HEVERO - ANDRIANAIVO PAUL

Azo vakiana?

MBA HEVERO !

Mba hevero ange ry nosy!
Ity fiainana eto an-tany.
Feno alahelo sy tomany,
Ilay lazaina vohitrin' ny nofy.

Aza faly migoka ny mamy
Fa saino ny hanisy soa
Fiainana miha_ ratsy hatrany
  

Hametraka hevitra

Midira aloha