EKEKO (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha izy no ho anjarako
Dia ekeko aminy anarako
Ary aho Tsy hamitaka azy
Na hoe hanitsaka mariazy

Ho ekeko avokoa zay tiany
Hanetry tena aho ho fifaliany
Vonona ny foko ny hitia azy
Na havoaroaka na havoasazy

Ho tiaviko aminy fo izy zany
Hovahako zay mety olany any
Ary ten hiady aho hoazy irery
Rah sanatria latsaka ka very

Ataoko re tany sy lanitra izany
Ekeko ho fantatry hafa any
Fa ny fitiavanay raha anjara
Dia tsy ho rava fa ho tantara
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1075 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 02/05/2017 03:40
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151