FAHAFATESANA (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ny fahafatesana tsy mifidy
na antitra na ankizy

refa hoavy izy dia tsy milaza
any faty no miapatra vao gaga

iJesoa nilaza fa hoavy toy ny mpangalatra
dieny izao manaova ny tsara fa raha maty tsy manafatra

aza manao andriamanitra tsy misy
fa ny fahafatesana raha tonga tsy mitsitsy

mivavaha miambena mafy
mba tsy ho tampoka raha ho faty

ny finoana no atanjaho
ninokidona manomboka izao

hafatra fohy avy aty @BerthiN AinA
tohizo ny tsara vita fa mamy ny miaina

ny fahafatesana mantsy tsy misangy na manody
fa izay azony mampamangy tsy mipody
--------
Rohy:
Sokajy : Fahafatesana
1765 1
Mpakafy: berthinaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 22/04/2016 05:15
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144