FAHATSIAROVANA (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho fahatsiarovana ilay
Fitiavana nahamay
Naborako taminao izay
Ity tonokalo iray

Aza manome tsiny
Raha haveriko ny fahiny
Dia ilay resako tamin'iny
Hoe tiako ianao taloha sy ankehitriny

Mbola ato ampoko izany
Ary mila hampitomany
Raha mametsovetso anao any
Indrindra rehefa aho aty aminy ankany

Eny mino aho ho indray andro
Raha manondro@7 ora ny famataran'andro
Rehefa iny ianao avy nahandro
Dia hahatsiaro ny Fitiavako mameno sambo!'*
--------
Rohy:
Sokajy : fanantenana - Fitiavana
1281 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 17/04/2016 20:05
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144