JIOLAHIMBOTO (BerthiN AinA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Niova ilay bandy akama
Niova lasa mpivavaka be
Tsy nisy tsony ny revinay teto an-tanàna
Sy ireo ditra fanadalana sipa andalam_be!

Nivadika pastora lay jiolahimboto
Jiolahimboto mpanao sitomahery
Isan`andro ranamana mitotototo
Mitanisa,mitory teny

Tsy nampoizina mihitsy
Lay fivadihana tampotampoka
Tsy hay hoe inona no nisy
Fa ty Jiolahimboto namadika satroka

Io Jiolahimboto nikoizana mafy,
Niaraka taminay nitaingitamboho
nirifatra niova lasy
Nitory ny Tompo Jesoa


BerthiN AinA
--------
Lien:
1161 0
Commentaires
berthinaina ( 13/06/2016 17:18)
Aingam_panahy fotsiny io fa ts tena nisy marina sw enw mihevitra fa za Jiolahimboto mpanao sitomahery,fa za mpanao sitomalemy ny fony mpamaky,raha vao sambany namorona tonokalo aho ko!!!
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141