LAY FITIAVANAO (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
valo minitra taty afara
izay aho vao nahalala
ka nofafako akia ry malala
ilay somesontsika adaladala

hionona aho rahavako fa ts anjara
ny hiraisantsika roa farafara
satria ianao kay efa manana nofy hafa tsar
fa aho mihintsy no sondriana ka dia tara

hoferiko ary ny foko midoboka
mb hiala lay fitiavanao midoroboka
fa sanatria mbola ho tafajoboka
aminao hazo hita fa efa boboka

mirary soa anareo aho no sisa hany farateny
zao ny alehany rehefa ts mihaino ana-dray amandreny
ts manameloka anao aho rahavako raha nisy ireny
fa lalana ts maints izorany fitiavana na tsia izan na eny

Berthin aina(aina be fitiavana)
--------
Rohy:
1002 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : BERTHINAINA
Daty : 17/03/2017 08:26
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099