MENDRIKA HOAHY!! (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy nanenenako avokoa zay vita
Na dia ny tsara indrindra eny fa na ny ratsy
Satria efa maro ny olona ny nahita
Ny fiovako toetra sy fanahy

Tokony ho filamatra mantsy izaho
Ho an'tanora sy ny ankizy
Ko izay no napiova ahy toy izao
Fa tsy hoe voadonany krizy

Mila ny fanapiako ireo sahirana
Sy ireo kamboty mikasa ny hamoy fo
Koa mila miova aho mba tsy ho sahirana
Aminy fikarakarana azy ireo sy izay very zo

Mendrika hoahy mantsy ny manao izany
Amin'ireo fianakaviana sy ny mpiara-belona

Io no mba adidy nanirahana ahy ety antany
Mba hahavoavonjy ahy refa ho lasa lavenona
--------
Rohy:
Sokajy : Hambom-po
1134 1
Mpakafy: berthinaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 19/04/2016 11:14
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144