NIFANOJO (BerthiN AinA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Narenina ny tany
Fa mikitoatoana
Nanenina mafy izy any
Fa tampoka ny fanoloana

Tsy nampoiziny fa ho vitako
Fa ny fisainany ahy tsy mahalala
Raha tsapako nefa reo te ho sipako
Fa nisariako adaladala

Nifanojo tamin'olo tsotra ny tenako
Izy rahateo tsara tarehy sy bika
Dia nekeko fa tsy hanenenako
Fa za leo ny taloha ratsy fanahy sy maditra

Hiova fijery amizay aho
Fa tojo vonikazo madera
Hokoloiko tsara ny taho
Mba tsy halazo hitarika ny vazy hianjera!!
--------
Lien:
Catégorie : ahy - Fisarahana
979 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144