TSAROAKO (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy hay hodiana tsy hita
Lay tantaran-tsika
Fa tsaroana hatrany
Ireo fotoana mamy

Tsaroako foana mantsy
Ianao nitaraina noana mafy
Ary nomeko manga
Ka nandokafanao ahy hoe manja!!

Voarakitro anaty diarin-teny
Ireny fotoana mamy ireny
Izay niarahantsika roa
Nanovo ny soa

Asa ianao raha mahatsiaro ny tantara
Fa raha izaho aloha toy ny adala
Satria tsaroako foana
Tsy misy fiatoana
ny TANTARANTSIKA
--------
Rohy:
Sokajy : Fahatsiarovana
956 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 17/04/2016 19:19
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138