VOAFANDRIKA (BerthiN AinA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha vao nahita anao aho
Dia latsa_pitia avy hatrany
Tsy nahalala ny fahoriana hatolotrao
Rehefa ritra lay teny mamy

Tsy mba nisaina ady velively
Fa babonao manotolo ny fitiavako
Tsy tao andohako ny havelanao irery
Refa avy ilay faharavàko

Fahasambarana tsy lany no niheverako an_tsika
Fifankatiavana tsy manampetra mintsy
Tsy mba azoko hevitra ireo disadisa
Izay haterak'ny Fo anakiroa niarani-tritra

Voafandrika aho ankehitriny ka tafiditra
Satria tsy nandinika na dia kely
Ka hiverina indray zany lay Ditra
Fanaovana tsinotsinona an_draZoky ireny


BerthiN AinA
--------
Lien:
852 1
Fans: berthinaina
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143