ZAVA-BOARY! (BerthiN AinA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Endrey zany zava-boary mavana
Toa loko maro avoakan'ny Avana
Manjopika tsara tarehy
Toa tantely mila vony tsy voafehy

Kanto loatra tokoa zany zava-boary
Tsy maheno fahoriana na mijaly
Fa feno hasambarana hatrany
Toa rano mikorisa@tany

Endrey mahafinaritra ery zay hita maso
Toa sahala@sahana voankazo
Maha te ho tia hatrany hatrany
Toy ny vorom-potsy miaraka mamonjy ankany

Kanto dia kanto tokoa izany zava-boary
Toa ireny lolo manidina ambony vonim-boasary
Feno loko maro madera sy tsara miavaka
Toy ny volamena sy vatosoa natao firavaka
--------
Rohy:
Sokajy : Tontolo iainana
1178 1
Mpakafy: berthinaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : BerthiN AinA
Nampiditra : berthinaina
Daty : 17/04/2016 19:05
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.032