Faniriako (Fano)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ravo ny fanahiko
Miventso ho Anao
Kanto izany taniko
Asandratro ho Anao

Mba sambatra indrindra aho
Raha Ianao no Mpiahy
Ary handroso ny taniko
Eo an-tananao ry Ray

Mba raiso re ry Tompo ity Nosinay ity
Fa toa nivadi-po sy be faniasia
Mba henoy Tompo izao feoko izao
Ekeonao ry Ray izao faniriako izao

Handroso anie ny taniko
Hifikitra Aminao
Ho tretrika ny olonao
Midera ho Anao
*01091015A8D
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
864 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fano
Nampiditra : famoha
Daty : 04/08/2016 15:03
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0145