Fianarana (Fano)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fianarana efaiko
Satria fahaizana no ilaiko
Izay lovasoa lalaiko

Ny kamo izany dia resena
Fa ny tsara fahendrena
Dia ny bado fahalemena

Ny fianarana no lova tsara indrindra
Sady hahaizako mamindra
Ho @ fiainana mirindra

Koa ndeha re hiaraka
Ampianaro ny taranaka
@zay tsy mba ho raraka

Fa ny fahaizana no ambony
Ny habadoana ho baboiny
Ny fahalemena tsy hisy intsony

*02200914A4A
--------
Rohy:
Sokajy : fananarana
3004 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fano
Nampiditra : famoha
Daty : 28/06/2016 15:40
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131