Malagasy (Fano)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Gasikara tanindrazako
Sy ireo dimby amam- parako
Lova tsara saro-bidy
Ka tsy foiko ho amidy

M.sy ireo razako
M.sy Ray sy Reny
Teny gasy no ambarako
Ireny teny rehetra ireny

Teny soa,meva,kanto
Sady koa milantolanto
Izay maha-M.sy antsika
Azo entina miampita

Eny,na ho mora na ho sarotra
Ny tenintsika no enti-
miavotra
Hananarana hatrany
Tsy hiraraka @ tany

Mba hisondrotra eny foana
Hihatsara isan-taona
Satria io tokoa no famoloana

Raha tsaroana eny ihany
Fa M.sy hatrany hatrany
Dia ny kabarintsika ihany

*01200914A5A
--------
Rohy:
Sokajy : Tanindrazana
1008 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fano
Nampiditra : famoha
Daty : 29/06/2016 10:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0133