NY FIAINANA (Fano)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Lasa indray izay aloha ny andro
Nilentika koa ny masoandro
Fa niverina ny tebiteby

Injany ny alina mangina
Tsisy feo manembatsembana
F'ilay ratsy no manembana

Izany no aizin'ilay ratsy
Tsy mikatsaka ny soa
Fa mampihorohoro hatrany

Izao anefa no tsarovy
Fa ny atao dia misy tody
Koa andeha hanao ny tsara hatrany
Fa izay no tsy hanody

*02090215A9A
--------
Rohy:
Sokajy : fananarana
910 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fano
Nampiditra : famoha
Daty : 03/07/2016 15:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098