Tsiky (Fano)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsiky no ilaina
Mba tsy hampitaraina
@-fiaina-mavany

Tsiky no atolatra
Ataovy am'molotra
Hampifaly ahy hatrany

Tsiky omena
Ireo mahonena
Mba hitrakany

Dia ny tsikin'ny fiainana no hampiray
Dia hamefy ny nosy hitambatra ho iray
Malagasy iray ihany ka hitsikiko hatrany

*01160616A0E
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
721 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fano
Nampiditra : famoha
Daty : 16/06/2016 15:03
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157