You are here: home > Vetso

ANTSO - Fidy Art Niaina

Azo vakiana?

Antson'olom-bery
Kiaka an-tsesitany
Miantsoantso samirery
Migogogogo mitomany

Antson'olon-dresy
Niantso vonjy nitaraina
Noho ny loza nifanesy
Saika niala hatramin'ny aina

Hametraka hevitra

Midira aloha