You are here: home > Vetso

Ny Tononkirako - Fidy Art Niaina

Azo vakiana?

Ny ankizy milalao
Eto antokotany
Ahatsiarovako anao
Lasa any lavitra any

'Zaho tsy mahita atao
Variana mitomany
ianao tsy ahitam-baovao
izaho tsy afaka hanontany

Ny tanana mankalao
Nilaozako ny akany
Veloma Antanambao
F'izaho andeha ho any

Hametraka hevitra

Midira aloha