MAHANTRA (ikaloyna)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAHANTRAmahantra teny rima
mahantra hirahira
mahantra volamena
mahantra raozy mena
fa manan-karem-pitia
ikaloyna
03/08/14
--------
Rohy:
Sokajy :
fiainana - Aingam-panahy